SocialTatitra

Etats-Unis : Famoahana printy hosodoko ny « giclée »

Ny « giclée » dia voambolana noforonina nalaina tamin’ny teny frantsay hoe « gicleur » noforonin’i Jack Duganne, « graveur », tamin’ny taona 1991. Nentina namohana (imprimer) ireo sary hosodoko nomerika izany.

Tany ampiandohana dia naneho ny famoahana hosodoko tamin’ny « imprimante Iris » io anarana io, izay novaina tany amin’ny faramparan’ny taona 1980. Nanomboka teo dia nanondro ny  printy zavakanto rehetra izany. Ny mpahay zavakanto, « galerie », trano printy mpanao printy avo leta no tena mampiasa izany.

Laisser un commentaire