CultureTatitra

Anno : « Jeu video » mampianatra fitantanana sy paik’ady

« Jeu video » mampianatra fitantanana sy paik’ady ny Anno, izay nivoaka tamin’nuy taona 1998. Ny ankamaroan’ny andiany tamin’izy io dia novokarin’i Max Design avokoa ary notohizan’i Related Designs. Ny mpamoaka azy kosa dia Sunflowers hatramin’ny nividianan’i Ubisoft azy tamin’ny taona 2007.

Ny fitambaran’ny isa mandrafitra ny taona eo amin’ny lohatenin’ny lalao dia mira 9 avokoa (1+6+0+2 = 9, 1+5+0+3 = 9, 1+7+0+1 = 9,…).

Laisser un commentaire