ActualitésTatitra

Allemagne : Ny « Götterdämmerung » nosoratan’i Richard Wagner

Ny « Götterdämmerung » na « harivarivan’ny andriamanitra » dia farany tamin’ireo tantara an-tsehatraefatra mandrafitra ny « Der Ring des Nibelungen » nosoratan’i Richard Wagner.

Natao tao Bayreuth ny 17 aogositra 1876 teo ambany fitarihan’i Hans Richter ny voalohany tamin’izany. Io lohateny io kosa dia fandikana tamin’ny teny allemand ny « norrois Ragnarǫkr » (Ragnarok en nynorsk) izay angano « nordique » manondro ny ady faran’ny andriamanitra sy ny « Géants ».

Laisser un commentaire