Actualités

Sidonie Valdez Fiadanantsoa : Altela Malagasy tokana nandray anjara tamin’ny fiadiana ho tompondakan’ny atletisma

25 Jolay, 16h 30 Faha 28 tamin’ireo mpifaninana 41 tamin’ny « 100 m haies » i Sidonie Valdez Fiadanantsoa nandritra ny fiadiana ho tompondaka eran-tanin’ny atletisma tao Oregon, Etats-Unis. Nahavita marim-potoana 13″57 izy izay tara 1″17 monja taorian’ilay mpihazakazaka avy ao Nigeria Tobi Amusan.

Laisser un commentaire