Tatitra

Comores : Fantatrao ve ny « mataba » ?

Sakafo nentim-paharazan’ny vondronosin’i Comores ny « mataba » na « madaba ». Mitovy amin’ny ravitoto eto Madagasikara izy izay azo avy amin’ny ravina mangahazo voatoto. Mampiavaka azy amin’ny eto an-toerana kosa ny fandrahoana azy miaraka amin’ny ranom-boanio sy hen’omby na trondro. Ho anina miara amin’ny vary ihany koa izany.

Laisser un commentaire