ActualitésTatitra

Maldives : Attol Nilandhe du Sud, ivondronana nosy 56

Mahatratra 56 ny nosy mivondrono ao amin’ny Attol Nilandhe du Sud. 6 694 ny mponina ao aminy izay mitsinjara amin’ny nosy 7 amin’ireo 56 ireo. 4,4 km2 ny faritra an-tanety amin’ny 736,46 km2 velaran’ny « atoll ».

Faritany mizaka tena ao Maldives ny Attol Nilandhe du Sud, Dhaalu no iantsoana azy ary Kudahuvadhoo no renivohiny.

Laisser un commentaire