Dépêches

CEPE : tsy marina ny fanamabarana fa 4 taona ny zaza zandriny indrindra nanala fanadinana

01 Jolay, 08h00. Zaza 14 taona ilay nolazaina ho 04 taona zandriny indrindra avy ao amin’ny CISCO Vohemar, tamin’ireo mpanala CEPE tamin’ity taona ity. Olana teo amin’ny fanamboarana ny kopiany kosa no nahatonga ny fahadisoana raha ny fanazavana. Tsy afa-panadinana moa ity farany.

Laisser un commentaire