Dépêches

Anjeva: Nilamina tsara ny fankalazana ny fetim-pirenena

27 Jona, 08h00. Natomboka tamin’ny fizarana fanomezana ho an’ny zokiolona ny fankalazana ny fetim-pirenena tany amin’ny Kaominina Anjeva. Teo ihany koa ny kermesy nampifaliana ny ankizy sy ny fampisehoana nataon’ireo mpanakanto ho an’ny tanora. Samy nahazo ny anjarany noho izany ireo sokajin-taona rehetra. Nilamina tsara ny fankalazana ny asaramanitra tamin’ity fety ity.

Laisser un commentaire