Dépêches

UCTU : Miankina amin’ny fiakaran’ny solika ny fiakaran’ny saran-dalana

22 Jona, 09h00. Nanao fanambarana mampihomana ara-tsaina mialoha ny mpanjifa amin’ny hisian’ny fampiakarana saran-dalana ireo mpitatitra eo anivon’ny UCTU. Tsy misy vahaolana ho an’ny mpitatitra ankoatran’ny fampiakarana saran-dalana rehefa tsy manana vahaolana ny fanjakana manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana hoy izy ireo.

Laisser un commentaire