Dépêches

Betongolo : Misy ny kerimesy lehibe

22 Jona, 08h00. Misy ny Kerimesy lehibe ahitana kilalao maro samihafa sy sakafo isan-karazany hamalifaliana ny vahoaka Malagasy no tanterahin’ireo Mpitandro ny filaminana etsy betongolo. Hifarana ny 25 jiona ho avy izao izany. Ny vola azo amin’ny hetsika dia atolotra ho an’ireo toby fitaizana zaza kamboty an’ireo mpitandro ny filaminana.

Laisser un commentaire