Nanao fihetsiketsehana ny mponina tao Itaosy noho ny fahatapahan-jiro izay maharitra ora maromaro ao an-toerana.
17 Jona, 13h00. Nampirehitra kodiarana izy ireo ary nanakan-dàlana omaly hariva.Simba ny fitaovana mandeha amin’ny herinaratra, potika ihany koa ny fidiram-bola, indrindra ho an’ireo miankina amin’ny herinaratra hoy izy ireo.
