Fandriampahalemana: Zazakely tsy nisy naka tany am-pianarana
14 Jona, 08h00. Zazakely 6 taona no tsy nisy naka tany am-pianarana efa ho amin’ny 7 ora hariva. Ny polisy nanao fisafoana teo akaiky no nanatitra azy tany an-tranony.