ActualitésTatitra

Allemagne : Feno 64 taona ny i Olaf Scholz

Olom-panjakana ao Allemagne i Olaf Scholz. Mpikambana ao amin’ny antoko sosialy demokratika ao an-toerana izy. Teraka ny 14 jona 1958 tao Osnabrück ity tompon’andrikitra ity. « Chancelier » federaly izy nanomboka ny 8 desambra 2021 teo.

Raha ny fantatra dia ho ao Kyiv hiaraka ny filohan’i France, Emmanuel Macron sy ny filoha ny filankevitr’i Italie, Mario Draghi izy ny alakamisy izao. Fihaonana alohan’ny fivorian’ny G7 ny 26 sy ny 28 jona izao izany saingy mbola tsy namarinin’ireo tompon’andraikitra ireo.

Laisser un commentaire