Dépêches

Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders 2022 : Tonga ao Etats-unis ny solotenan’i Madagasikara

10 Jona, 09h51. Tongasoa ao Etats-unis ireo tanora mpitarika Malagasy miisa 11 voafantina ao anatin’ny programa « Mandela Washington Fellowship for Young African Leaders 2022 ». Efa nanomboka omaly ny fiofanana momba ny fahaiza-mitarika ho ratovin’izy ireo izay haharitra enina herinandro ao amin’ny oniversite samihafa ao Amérique.

Laisser un commentaire