Ambohimanambola: Fiara iray nivadika
07 Jona, 08h00. Fiara Srinter iray no nivadika tao amin’ny Coliseum Kely ao Ambohimanambola ny alin’ny 6 Jona 2022. Tsy nisy ny aina nafoy fa ny fahasimbana no hita.