Vatican : Efa mitady izay handimby azy ny Pape
85 taona ny Pape François amin’izao fotoana ary tojo tsy fahasalamana ny tenany. Efa herinandro maromaro izao no nampiahiahy ny maro ny toe-pahasalamany ary efa amam-bola maromaro izy no natosika tamin’ny « fauteuil roulant ».
Tsy aretin’ny lohalika tsotra fotsiny no mahazo azy. Efa mihomakomana amin’ny fitsaharana amin’ny asany izy raha ny fanamafisan’ity farany. Hiroso amin’ny fanendrena kardinaly 21 tsy ho ela handimby azy ny Pape hoy io tompon’andraikitra io.
