Ambohimiandra: Hita i Saraha, ilay tovovavy tsy hita
27 May, 11h00. Hita omaly tokony tamin’ny 7 ora sy sasany hariva i Sarah, ilay tovovavy very teny Ankadifotsy. Nisy nanipy avy tao anatina fiara 4×4 mainty izy teny akaikin’ny hôpitaly Ambohimiandra ary nisy olona nahita. Misy diana fatotra ny tanany ary tsy nahatsiaro tena izy tamin’ilay nisy nanary.
