Dépêches

Isandra Ambohimahasoa : Basy miisa 41 no azo tao amin’ny distrikan’Isandra

20 May, 17h00. Basy miisa 41 no azo tao amin’ny distrikan’Isandra Ambohimahasoa vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny ZDS Andringitra sy ny olom-boafidy teny ifotony taorian’ny fanentanana natao hiadiana amin’ny fiparitahan’ny basy tsy ara-dalàna eny amin’ny firaha-monina izay mampirongatra ny tsy fandriampahalemana.

Laisser un commentaire