Tontosa omaly ny zaikaben’ny tanora
06 May, 09h00. Nanomboka omaly teny amin’ny CCI Ivato ny zaikaben’ny tanora. Nisongadina tamin’izany ny fifanakalozan-kevitra teo amin’ireo tanora manodidina ny asa. Tanjon’izany ny hampandrosoana ny tanora eo amin’ny sehatry ny asa. Kendrena ihany koa ny ahatanteraka ny hoe »Tanora izay, asa iray ».
