ActualitésTatitra

France : Nirotsaraka tamin’ny fifidianana solombavambahoaka ny minisitry ny atitany

Nanao fanambarana i Gérald Darmanin, minisitry ny atitanin’i France omaly 5 mey fa nilatsaka hofidiana amin’ny fifidianana solombavambahoaka ny tenany, ao amin’ny Nord (Hauts-de-France).Tafiditra ao anatin’io faritra io ny ampahany amin’ny tanànan’i Tourcoing izay efa naha ben’ny tanàna azy ny taona 2014 ary efa naha solombavambahoaka tao azy ny taona 2012. Tsiahivina kosa fa ny 12 hatramin’ny 19 jona izao no hotanterahina io fifidianana « législative » ao an-toerana io.

Laisser un commentaire