ActualitésTsidika

3 mey : Andro iraisam-pirenena hoan’ny asa fanaovan-gazety

Ankalazaina androany 3 mey ny iraisam-pirenena ho an’ny asa fanaovan-gazety. Faritra maro no efa nanomboka ny fankalazana ny 1 mey teo. Nosokafana tetsy amin’ny tsangambaton’ny OJM kosa ny fankalazana ny maraina teo.

« Ny asa fanaovan-gazety manoloana ny firoboroboan’ny teknolojia «  (Le Journalisme sous l’emprise du numérique) no lohahevitra amin’ity fankalazana ity. Ho marihin’ny OJM miarka amin’ny FES eny amin’ny Carlton Anosy izany anio manomboka amin’ny roa ora tolakandro.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire