Toe-tsaina mpandraharaha navoakan’ny www.entrepreneuriat.mg:
· Miketrika foana
· Tia mamorona
· Tia manatratra tanjona
· Mahay manapa-kevitra
· Sahy mandray risika
· Mahay mandresy lahatra
· Mahay mitarika
· Mahay mijery ny lafi-tsara
· Mikiry hatramin’ny farany
· Tia miasa mafy
