Banque Mondiale : Manampy amin’ny fiarovana ny ala
Ny fiarovana ny ala sy ny fiadiana amin’ny fiovan’ny toetr’andro dia hifantohan’ny Banky iraisam-pirenena ary miara-miasa amin’ny fandaharan’asa toy ny REDD +. Ity tetik’asa maneran-tany ity, tohanan’ny « Fonds de partenariat pour le carbone forestier » an’ny Banky iraisam-pirenena. Inty farany dia manampy ny vondrom-piarahamonina kely hiaro ny ala niankinany sy niainany nandritra ny taranaka maro.
