SocialTsidika

Fianarantsoa : Hanomboka hiasa ny zotran-dalamby FCE

Hanomboka hiasa ny alatsinainin’ny Paska izao ireo « trains voyageurs » vaovao. Efa  nisantatra ny fandehanana tamin’ireo « voitures voyageurs » vaovao mia ireo mpiasan-dalam-by miasa ao amin’ny FCE Fianarantsoa, niaraka tamin’ireo vady aman-janany notarihan’ny Locomotive FEVE.

Niainga tao Fianarantsoa hatrany Sahambavy ny dian’izy ireo.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire