ActualitésTsidika

Kitra Malagasy : Miantso ny fanaovana fifidianana ny FIFA

Voatendry hitantana vonjimaika ny FMF i Victorien Andrianony taorian’ny raharaha mahavoasaringotra an’i Raoul Rabekoto Arizaka sy ny fahabangan’ny toerana eo anivon’ny FMF.

Hisy ny solotenan’ny FIFA-CAF ho avy eto Madagasikara tsy ho ela raha ny fantatra hiaraka hijery sy handinika ny tokony hanaovana fifidianana ny Filohan’ny Federasiôna Malagasy ny Baolina kitra vaovao sy ireo mpikambana ary mpitantana ao aminy ahafahana mampandeha izany. Ity farany izay nikorontana tanteraka tao anatin’ny fitantanan’ny Filoha teo aloha.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire