ActualitésTatitra

Ukraine : Mpitsao-ponenana maherin’ny 500 000 no niverina ao an-tanindrazany

Raha ny fanambarana nataon’ny minisitry ny atitany ao Ukraine dia mpitsao-ponenena noho ny ady sedrain’i Ukraine maherin’ny 500 000 no efa niverina ao an-toerana indray. Olona 144 000 no niala tao ny herinandro lasa teo raha 88 000 kosa no tonga hoy io tompon’andraikitra io.Nanamafy ny HCR (Haut-Commissariat aux réfugiés des Nations unies) fa 537 000 ny teratan’i Ukraine efa niverina ny firenena raha 4 176 401 ny isan’ny nitsao-ponenana nanomboka ny 24 febroary teo, mialoka ao Pologne ny 2 500 000 amin’ireo.

Laisser un commentaire