Atsimondrano : Hohafainganina ny fizarana ny karinem-pokontany vaovao
27 Janoary, 09h00. Hohafainganina ny fizarana ny karinem-pokontany vaovao manerana ny Distrikan’Atsimondrano sy ireo faritra hafa ahitana tra-boina. Ho entina hanamorana ny fizarana ireo fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana no anaovana izany raha ny voalazan’ny tompon’andraikitra.
