Dépêches

Kere any antsimo: An-jatony maro ireo mandao ny trano fonenany

13 Janoary, 08h30. Tsy latsaky ny 5 ireo fiara tonga eto Antananarivo mitondra mpifindra monina avy any Atsimo tao anatin’ny andro vitsivitsy monja. Voalaza fa hikasa hiazo ny faritra Avaratra izay be ala sy azo hivelomana izy ireo. Tsy mbola naharenesam-peo momba izao zavamisy izao kosa aloha ny tompon’andraikitra.

Laisser un commentaire