Nisy nanapaka ny pylône eny Andriampamaky
19 Novambra, 11h00. Tapaka ny andrinjiro lehibe mitondra ny herinaratra eny Andriampamaky ny 18 novambra teo. Hisy noho izany ny fahatapahan-jiro mandritra ny adin’ny roa eto Analamanga. Omena 20.000.000ar izay manam-baovao momba izay nahavanona izao zavatra izao raha ny fanazavana voaray teny an-toerana.
