Dépêches

Nitrangana fahamaizana ny ala tao Analamga park.

12 Oktobra, 07h10. Baoritra iray may manodidina ny ala no nihahihahiana nitarika ny ahamaizana i raha ny tombana natao nadritra ny fitsirihana teny an-toerana. Nanano sarotra ny famonoana ny afo vokatry ny fitsokan’ny rivotra ka ora maromaro taty aoriana no voafehy izany. Ny ala sy ny tanety manodidina izay tsy lavitra ny Bungalow VIP no may tamin’izany.

Laisser un commentaire