ActualitésTatitra

Etats-unis: Nahiditra am-ponja i RKelly

Nandalo fitsarana ny volana aogositra teo i RKelly, mpanakanto américain 54 taona mivohy ny gadona R&B. Voaheloka ny higadra 10 taona sy hanao asa an-terivozona ny tenany noho ny fanararaotana ara-nofo sy fakana an-keriny ary kolikoly. Marihina fa efa niakatra fitsarana ihany koa izy ny tamin’ny taona 2008. Efa nanambady i RKelly tamin’ny taona 1994, ilay tovovavy mpihira Aaliyah, vao 15 taona monja no nampiakariny tamin’izany noho izy nitoe-jaza.

Laisser un commentaire