Dépêches

Tonga eto Madagasikara ny kintan’ny baolina kitra

02 Septambra, 06:00. Nigadona eto Madagasikara ny 1 septambra ny kintan’ny baolina kitra Samuel Eto’o. Tonga eto an-toerana ny tenany hanatrika ny lalao fifanitsanana ny ho tompon-dakan’ny baolina kitra 2022 hifanatrahan’ny Barea de Madagascar sy ny Écureuils du Bénin rahampitso 2 septambra 2021.

Laisser un commentaire