SocialTatitra

Liban : Mihamanjavona ny fisian’ny fanjakana ao Akkar

Miaina ao anaty fitokana monina sy korontana ity faritra akaikin’i Syrie ity rehefa nisitaka tao an-toerana ireo manam-pahefana ao afovoany. Manjaka ny tsy fahandriam-pahalemana sy ny fanondranana olona ary zava-mahadomelona ao amin’ny sisin-tanin’ireo firenena roa ireo. Miaina anaty fatiantoka ny firenena ka mibata ny entan’ireo mpizaha-tany sisa no fitadiavam-bolan’ireo ankizilahy sy lehilahy lehibe ao an-toerana.

Laisser un commentaire