Dépêches

Mitohy ny fanatanterahana ny tetik’asa AVOTSE

23 Jolay, 12h00. Nanokatra tamin’ny ofisialy ny EPP tao Behodatse sy Ankazombalala, Distrikan’i Tsihombe, Faritra Androy i Mialy Rajoelina izay mbola tafiditra ao anatin’ny tetik’asa AVOTSE. Tanàna 20 no hisitraka izany tetikasa izany ka ny 7 ao anatin’ny Faritra Anosy ary 13 anatin’ny Faritra Androy ary tadifiditra ao anatin’ny tetikasa AVOTSE ny fananganana sekoly tahaka izao.

Laisser un commentaire