Dépêches

Nifandona ny miaramila sy ny dahalo , tafaverina ireo omby nangalarina tany Andaingondroa Ankijibe

23 Jolay, 13h00. Nisy fifandonana mahery vaika teo amin’ny dahalo nangalatra omby tao Andaingondroa, kaominina Ankijabe sy ny miaramila ao amin’ny ZDS Ankarafantsika ny 21 jolay 2021 teo. Azo teny am-pelatanan’ireo mpanao asa ratsy ny omby, ary lavo tamin’izany iray tamin’ireo dahalo.

Laisser un commentaire