Trano iray ravan’ny afo
20 Jolay, 09h20. Trano iray no ravan’ny afo tao Ampihadiamby ambony tetezana Ambositra ny alahady tamin’ny 5 ora hariva teo. Tsy mbola fantatra ny niavian’ny afo ary ny fokon’olona no niezaka namono izany. Tsy nisy kosa ny aina nafoy.
