ActualitésTatitra

Iran : Amin’arivony ireo olona nilahatra hanao vaksiny

Olona efa an’arivony no tonga nanao vaksiny ny alarobia 14 jolay lasa teo tany Arménie any Iran. Efa kely mantsy sisa ny fatran’ny vaksiny any an-toerana kanefa ny isan’ny marary dia mitombo ihany izay tratran’ny « Variant Delta », eo ihany koa ny efa fahafenoin’ny hopitaly ka izany no tena mahataitra ny mponina hana vaksiny. Firenen’I Moyen-Orient I Iran izay nahitana fiakaran’ny isan’ny matin’ny valan’aretina betsaka. Amin’izao fotoana izao anefa dia 2%n’ny mponina amin’ireo 84 tapitrisa no nahazo vaksiny fatra indroa. Izao anefa vao betsaka ny olona mazoto hanao vaksiny no ireo antony maro ireo ary nanome toky ny mpitondra any an-toerana fa ho avy amin’ny septambra izao ny vaksiny ho an’ny daholobe.

Laisser un commentaire