SportTatitra

Grande Bretagne : Fandresena ho an’i Collin Morikawa

Nibata ny fandresena tamin’ny lalao British Open tamin’ny taranja golf i Collin Morikawa omaly. Mirihina fa sambany nandray anjara tamin’ity fifaninanana British Open ity izy, izay vao 24 taona monja. Kapoka 15 ambanin’ny « Par » no nandreseny ireo mpifaninana taminy. Faharoa kosa i Jordan Spieth (kapoka 13 ambanin’ny « Par », ary fahatelo i John Rahm (kapoka 11 ambanin’ny « Par »).

Laisser un commentaire