ActualitésTsidika

Miverina misokatra ny tranombokim-pirenena

Rehefa nikatona nandritra ny fotoana maro tranombokim-pirenena eo Anosy, noho ny antony ara-pahasalamana, dia miverina manokatra ny varavarany indray izy ankehitriny araka ny ministeran’ny serasera sy ny kolonsaina. Raha tsiahivina dia navaozina ny taona 2020 teo izany mba hahafahan’ny olona maro hamaky boky sy hanao fikarohana amina taranja rehetra sy sokajin-taona rehetra. Izany rehetra izany anefa dia atao ao anatin’ny fanajana ireo fepetra ara-pahasalamana hatrany.

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire