PolitiqueTsidika

Famindram-pahefana eny anivon’ny HCC

Nanomboka omaly no nandraisan’ireo mpikambana miisa sivy tao amin’ny fitsarana Avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC. Adidy lehibe tokoa izany izay isan’ny iankinan’ny fiainam-pirenena, koa hirariana mba hampiseho ny fitiavan-tanindrazana ireo mpikambana vaovao indrindra ny mpanao raharaham-pirenena rehetra. Anio ihany koa no hanaovana ny famindram-pahefana eo amin’ny filohan’ny HCC teo aloha, Rakotoarisoa Jean Eric sy ny Filoha vaovao Rakotoarisoa Florent. Roa volana aty aorian’ny fotoam-piasana no nanaovana izany. Nandritra izay roa volana izay, nanao ahoana ny fomba fiasan’ireo olom-pirenena voafidy ho ao amin’ny HCC ireto ?

Nicole Rafalimananjara

Laisser un commentaire