COVID-19: Antotan’isa ny 18 may 2021
19 May, 12h00. Ho an’ny datin’ny 18 may 2021, 274 no natao fitiana ka tao anatin’izay miisa 59 ireo tranga vaovao. 277 kosa ireo sitrana ary 3 no namy ny ainy. Mbola misy 1159 ireo manaraka fitsaboana amin’izao fotoana ka 311 no tranga ahitana fahasarotana.
