Distrika mikatona
17 May, 14h05. Araka ny tatitra noentin’ny praiminisitra Ntsay Christian omaly 16 may, mbola mitohy ny hamehana ara-pahasalamana. Notazomina ny fepetran’ny fihiboana ho an’ny dikitrika 4: Analamanga, Vakinakaratra, Matsiatra Ambony Ary Anosy. Mbola mikatona ny zotra nasionaly amin’ireo faritra ireo. Mitohy ny » confinement total » ho an’ny Analamanga ny Sabotsy sy Lahady.
