ActualitésTatitra

Afrique : Mila mifandray amin’ny kontinanta hafa

Ho an’i Hippolyte Fofack ao amin’ny banky afrikanina, tena ilaina ny fandrindrana iraisam-pirenena mba hanalefahana ny mety hisian’ny fanarenana eran-tany haingana. Ilaina izany mba hampitoviana ny fidiram-bola amin’ny fampandrosoana, ary hanalefahana ny loza mety hitranga maneran-tany izay hatahorana hitatra ny amin’ny elanelana misy eo amin’i Afrique sy ny faritra hafa manerantany. Tamin’ny fivoriana fanao isan-taona farany teo, nataon’ny Fonds Monétaires Internationnal (FMI), nilaza ny tale-jeneraly, Kristalina Georgieva fa ilaina ny fanenana ny risika mifandraika amin’ny famantsim-bola ao Afrique mba hahasoa ny firenena rehetra.

Laisser un commentaire