Moramanga : mpangalatra tratra nasaina nifanoroka
13 Aprily, 10h 45. Tratra ny maraina teo ny mpangalatra akoho roalahy tany Antanamandroso Moramanga. Nosazian’ny fokonolona izy ireo ka nasainy nifanoroka teo amin’ny molotra. Mirongatra ny mpanao ratsy ao Moramanga sy ny manodidina amin’izao.
