25 décembre : Max Fontaine Andonirina Noeli
Max Fontaine Andonirina Noeli est est né le 25 décembre 1995 à Antananarivo. Après avoir étudié l’administration des affaires à HEC Montréal, il est revenu à Madagascar pour fonder l’entreprise Bôndy qui est spécialisée dans le reboisement. Son but est d’aider la population rurale et mobiliser la jeunesse Malagasy pour le reboisement.
Teraka ny 25 desambre 1995 tao Antananarivo i Max Fontaine Andonirina Noeli. Niverina tany Madgasikara izy rehefa avy nandrato fahaizana mikasika ny « administration des affaires » tao amin’ny HEC Montréal, ka nanangana ny orinasa Bôndy, izay misehatra amin’ny fambolenkazo. Ny hanampy ny mponina ambanivohitra sy hanentana ny tanora Malagasy amin’ny fambolenkazo no anisan’ny tanjony.
