Sport

Nihemotra ny famoahana ny lisitra ofisialy ny ireo mpilalao BAREA

Raha tokony ivoaka anio ny lisitra ireo mpilalao handrafitra Ny BAREA, dia nihemotra ho rampitso amin’ny 10 ora maraina.Fotoana izay ilazana ireo 23 mirahalahy hanafika any Ethiopia sy handray any Niger.Lalao izay tafiditra amin’ny andro faha-5 sy faha-6 amin’ny fifanintsanan’ny Amboaran’ny CAN 2021. Fantatra eo ihany koa ireo mpilalao izay hisolo an’i Thomas Fontaine sy Jeremy Morel maratra amin’izao fotoana izao.

Laisser un commentaire