Actualités

Ouganda: Manana indostria goavana.

Manana indostria goavana i Ouganda ary miezaka ny hisarika ireo marika goavana izay efa manomboka miparitaka aty Afrika amin’izao izy ireo toy ny Renault, Ford, Fiat izay ao Maroc; ny Toyota, BMW, Mercedes ao Tunisie. 263 tapitrisa Dôlara ny vola nentina nanganana izany industria izany. Fiara “Electriques” maherin’ny 5000 no hovokarina isan-taona.

Laisser un commentaire