Actualités

Coronavirus : Maherin’ny 2 tapitrisa no fantatra fa maty.

96 218 601 no isan’ny olona voamarina fa mitondra na nitondra ny otrikaretina coronavirus. Any Etats-Unis ny 24 668 129 amin’ireo, any Inde ny 10 625 428, ary any Brésil ny 8 697 368. 2 058 534 kosa no fantatra fa lavon’ny coronavirus hatreto. Tany Etats-Unis ny 410 336, faharoa i Brésil, 214 147. Manaraka azy i Inde, 153 032 ary fahaefatra i Royaume-Uni, 94 580.

Laisser un commentaire