Actualités

Centrafrique : “Mpikomy” miisa 44 no matin’ny fanafihana.

Nanafika ny mpikomy ireo hery afrikanina afovoany izay manandrana manakana ny renovohitra Bangui ary manongana ny fitondran’ny filoha Faustin Archange Touardé, izay namono ny 44 tamin’izy ireo araka ny filazan’ny governemanta.Taminn’y 17 desambra, niray tsikombakomba tamin’ny “Coalition des patriots pour le changement” (CPC) ireo vondrona enina mitam-piadiana mahery vaika indrindra, izay nibodo ny roa ampahatelon’ny Repoblikan’i Centrafrique tamin’ny ady an-trano nandritra ny valo taona. Avy eo, nanambara fanafihana mikendry ny hisorohana ny fifidianana ny filoha Touardé ny 19 desambra izy ireo, valo andro talohan’ny fifidianana filoham-pirenena sy ny mpanao lalàna.

Laisser un commentaire