Masindray: Mitohy ny antso avo ataon’ireo mponina amin’ny fahapotehan’ny tanimbolin’izy ireo
Mitohy hatrany ny antso avo sy ny fitarainana ataon’ireo mpamboly, manamorona ny sisin-drano Ikopa ao amin’ny fokontany Miadamanjaka, kaominina Masindray.
Read More